| Entrée | 1 fisamboritana | 
| Radical | 2 samboritra | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fisikinana lamba: Nanome hery ny lehilahy ny nahita ny fisamboritan' ireo vehivavy vonona hitoraka izay fahavalo mitranga Fanaovana akanjo vorokitsay, tonta, maloto: Nampalahelo ny nahita ny fisamboritr' izy mianaka kely nandehandeha eran' ny tanàna [1.1] | 
| Synonymes | 5 fisamboritra | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |