| Entrée | 1 fisaritahana | 
| Radical | 2 saritaka | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fikorontanana: Fisaritahana re izany teo an-tsena tamin' ilay rotaka farany iny! Fisafotofotoana: Ahoana no hahitana izay taratasinao izay amin' izao fisaritahan' ny bokinao izao! Fifaningotsingoran-tady na kofehy tsy hita lany: Jereo itỳ fisaritahan' ny kofehy: ho very andro foana eo ianao hitady ny laniny roa! [1.1] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |