| Entrée | 1 fiseho | 
| Radical | 2 seho | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Toetran' ny zavatra miseho, fomba itrangan' ny zavatra iray: Samy hafa arakaraka ny fisehon' ny aretina ny fitsaboan' ny dokotera [1.1] | 
| Explications en français | 5   Manière d’apparaître [1.3#595] | 
| Exemples | 6   Tsy hita loatra izay antony hanaovana fanambadiana be fiseho.
[2.4#] 7 Lehilahy zokiko izy io raha amin' ny taona, mavesa-pijery ary matotra fiseho. [2.472#] | 
| Tous les mots composés | 8 fiseho tektônika | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |