| Entrée | 1 fisehosehoana | 
| Radical | 2 sehoseho | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Exemples | 4   Adalam-bola sy tia fisehosehoana " : izany no amintinan' ny mpanoratra ny toetran' izy mivady.
[2.314#] 5 Ny teraka alahamady alatsinainy na raharaha atomboka amin' io andro io, dia mandany tahiry noho io andro io be rehaka sy fisehosehoana. [1.381#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/07/29 |   |