| Entrée | 1 fisidinana | 
| Radical | 2 sidina | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fiakarana eny amin'ny habakabaka: Nampihorika ny vahoaka ny fisidinan'ny aeroplanina teo ambonin'ny tanàna. Fandehanana haingana mitsoriaka: Loto nihazakazaka any atsimon-trano any ilay mpangalatra: tsy tra-maso ny fisidinany teo. Fisondrotana ambony amin'ny fahaizana, voninahitra, harena...: Tsy mby tsy gaga amin'ny fisidinan-drakoto tamin'ny harena tato anatin'ny herintaona. [1.1] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |