|
|
|
|

Teny iditra1  fisikinana
Fototeny  2 sikina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 fitafiana [Tanosy] [1.78]
5 Fanaovana sikina, famehezana lamba manodidina ny valahana: Tsy zava-tsarotra akory ny fisikinana, fa afehy manodidina ny valahana fotsiny ny lamba.
6 Fiomanana, fivononana fatratra: Inona indray no handrasana? Tsy efa vita ve ny fisikinanareo amin'itỳ asa itỳ? [1.1]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  8 Randzavola: fisikinana ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  9 fikisinana, fisikinana

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08