| Entrée (1/2) | 1 sikina | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Lamba ahodidina ny tena ka midina hatreo amin' ny lohalika: Naka lamba hataony sikina Rasoa dia lasa nanome hanina ny akoho amam-borony Fanodidinana lamba ny tena, ka ho an' ny lehilahy, eo amin' ny valahana no fatorana ilay lamba, fa eo ambany helika kosa ho an' ny vehivavy [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   a cloth worn around the waist [1.7] | 
| Explications en français | 5   étoffe qu'on porte autour des reins [1.8] | 
| Exemples | 6   nisikina niasa mafy izy, sikina natao tery am-balahana izany satria tsy nisy ny natao tao an-kibo.
[2.472] | 
| Morphologie | 
 | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 32 8 combinaisons de ce mot | 
| Vocabulaire | 33 Economie: vêtements | 
| Entrée (2/2) | 34 sikina | 
| Partie du discours | 35 nom | 
| Explications en malgache | 36   Famorana na hasoavana: Sikin-jaza Hafanam-po, faharisihana amin' ny asa [1.1] | 
| Morphologie | 
 | 
| Dérivés | 
 | 
| Anagrammes | 40 kisina, 41 sikina | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |