|
|
|
|

Teny iditra1  fisoitrafo
Fototeny  2 soitra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Tapa-kazo fisoirana na fanalana sy fanilihana ny afo ao am-patana mba hampirehitra azy tsara. [1.1]
Ohabolana  5  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  6 arofy fotsy, fisoitrafo

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08