| Entrée | 1 fisonanahana | 
| Radical | 2 sonanaka | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fipetrahana misonanina tsara: Nihomehy daholo ny zafy kelin-dRainikoto nahita ny fisonanahan-draibeny teo ambony seza fiandrianany.  [1.1] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |