| Entrée | 1 fisongadinana | 
| Radical | 2 songadina | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fiavahana tsara, fivongadinana: Ny ahy, ny mba tiako ho tsapa, dia ny fisongadinan'ny tombombarotra amin'ity varotra ataontsika ity. Fiboridanana: Mahamenatra ny fisongadinan'ilay tovolahy mamo teo ampovoan'ny arabe. [1.1] | 
| Anagrammes | 5 fisangodinana, 6 fisongadinana | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |