| Entrée | 1 fisosohana | 
| Radical | 2 sosona | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fananana sosoka na fanampiana lamba rovitra na marambato mba hitovy tantana: Hampihena betsaka ny vidiny ny fisosohan'itỳ palitao itỳ Fankanesana ho eo amin'ny toeran'olon-kafa iray: Tsy nahateny ny olona nahita ny fisosohan'ilay vahiny tsy fantatra teo amin'ny toeran' ny filoha Fisalovanana eo anoloana: Mahasosotra ahy ny fisosohanao eo anoloako Fitsabahana amin'ny raharahan'ny sasany: Tsy ilaiko akory ny fisosohanao amin' ny raharahako [1.1] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |