| Entrée | 1 fitambesarana |
| Radical | 2 tambesatra |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fanindriana na fiankinana mafy amin'ny...: Ny fitambesaran'ny tafo amin'ny rindrina no ilana ny fahamafisan'ny rindrina. [1.1] |
| Explications en français |
5 L'action de peser dessus, la cause [1.3#658] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|