| Entrée | 1 fitanika | 
| Radical | 2 tanika | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fomba entina mitanika, izany hoe mahandro, mampangotraka, mampiempo: Faran'izay tsotra ny fitanika menaka. Toetran'ny zavatra mitanika, izany hoe mahatonga hafana toy ny mampangotraka mihitsy: Ny fitaniky ny masoandro no tsy taha rehefa lohataona. [1.1] | 
| Morphologie | 
 | 
| Anagrammes | 7 finitaka, 8 fitanika, 9 tinafika | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |