| Entrée | 1 fiteronteronana | 
| Radical | 2 teronterona | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fipetrahana amin' ny toerana avo milingilingy, fipetrahana mininginingina amin' ny toerana avo: Nitady an' Ikoto efa ho antsasak' adiny reniny fa tsy nahita azy; nony inona, akory ny fahagagany nahita ny fiteronteronany tery ambony hazo (na ny fiteronteronany terỳ ambony vato) Fipetrahana amin' ny toerana mihaja ary mora tazana: Edre izany fiteronteronan' ilay mpandresy terỳ ambony filanjana raha nentina niditra ny tanàna [1.1] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |