Entrée (1/2) | 1 fitokiana |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 toky |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fametrahana fanantenana: Manàna fitokiana an' Andriamanitra lalandava Fananana toky: Olona mendrika fitokiana iny lehilahy iny Fiankinana, fianteherana: Malefolefo ny fitokiana amin' ny haren' ny tany |
Entrée (2/2) | 5 fitokiana |
Partie du discours | 6 nom |
Radical | 7 toky |
Explications en malgache |
8 [1.1] Famosaviana, famorehana |
Anagrammes | 9 fitaonika, 10 fitokiana, 11 taifinoka |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |