|
|
|
|

Teny iditra1  fitonena
Fototeny  2 tony
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fihaketrahana, fihalefena: Ny fitonen' ny ranomasina / Ny fitonen' ny hatezeran' Andriamanitra [1.1]
Kamban-teny rehetra  5 angôvon-toerana ara-pitonena

Fivaditsoratra  fitonena, 6 fotenina, 7 ifanteno

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08