|
|
|
|

Entrée1  fitosiana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  tosy
Explications en malgache  4  [1.1] Fihetsehana miangolangola mba hanehoam-pitiavana na hierenampitia amin' ny olona ifampiresahana: Endre izany fitosian' i Bao kely amin-dreniny raha misy zavatra angatahiny

Mis à jour le 2025/09/12