| Entrée | 1 fitotototoana | 
| Radical | 2 totototo | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fivezivezena manao dia maika manketsy mankeroa nefa tsy misy vokany toy inona: Mampangoraka ny mijery ny fitotototoan' io vehivavy marary anaka io [1.1] | 
| Synonymes | 5 fitotototo | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |