Entrée | 1 fitoviana |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 tovy |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fifanahafana, fifandraikana, tsy fahasamihafana: Misy fitoviana amin' izy roa lahy ireto |
Explications en anglais |
5 [1.7] equality |
Explications en français |
6 [1.8] égalité; ressemblance |
Exemples |
7 [2.424#] Ny tsy fitoviana kely dia ara-dalàna eo amin'ny olona.
8 [2.114#] fahazoana fitoviana eo amin' ny fiainana ara-batana lavorary. |
Tous les mots composés |
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |