| Entrée | 1 fitrabarana | 
| Radical | 2 trabaka | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Filentehana, fitsofohan' ny zava-maranitra ao anaty nofo na zava-malemy hafa: Ny fitrabaran' ny benitra eo amin' ny tratran' ny fahavalo [1.1] | 
| Synonymes | 5 fitrabahana | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |