| Entrée | 1 fitrongy | 
| Radical | 2 trongy | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fomban' ny biby na ny zavatra entina mitrongy, izany hoe mihady na mihoha ny tany amin' ny vava (kisoa), tandroka (omby), angadinomby na fitaovana toy ny bilidaozera... [1.1] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |