| Entrée | 1 fitrosinana | 
| Radical | 2 trosina | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fihotsahana, firodanana: Ny fitrosinan' ilay tamboho no nahatapaka ny lalana mankany aminay Fianjerana miantoraka any anoloana ka ny loha no mipoka aloha amin' ny tany: Vaky ra ny handrin' i dadabe noho ny fitrosinany tamin' ny tany Fiambezoana mafy: Tsy anerany ioatra ny fitrosinan' itỳ zaza itỳ amin-dreniny Fikohafana izaitsizy: Tsy mahita tory mihitsy aho amin' ny fitrosinan' io marary io rahalina [1.1] | 
| Explications en français | 5   l'action de dégringoler, de demander [1.3#746] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |