| Entrée (1/4) | 1 fitsaka | 
| Radical | 2 tsaka | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Toetran' ny zava-maranitra mitsaka, izany hoe milentika na mitrobaka miaraka amin' ny feo manokana izay [1.1] | 
| Entrée (2/4) | 5 fitsaka | 
| Radical | 6 tsaka | 
| Partie du discours | 7 nom | 
| Explications en malgache | 8   Fomba entina mitsaka na mita rano [1.1] | 
| Entrée (3/4) | 9 fitsaka | 
| Partie du discours | 10 nom | 
| Explications en malgache | 11   Tsy fihetsehana sady miafina; fipetrahana mitampify tsy mihetsiketsika; fierena ao amin' ny takona [1.1] | 
| Explications en français | 12   Action de s'aplatir, de diminuer de volume, de se tasser, de s’affaisser, de s’accroupir, de se coucher, de se cacher, de se mettre au guet, de supporter, de jeter dans [1.3#175] | 
| Dérivés | 
 | 
| Entrée (4/4) | 26 fitsaka | 
| Radical | 27 tsaka | 
| Partie du discours | 28 nom | 
| Explications en malgache | 29   Filentehana, fitrobahan-java-maranitra miaraka amim-peo manokana: Toa hahatsiravina izany mandre ny fitsakan' ny antsy ao anaty nofon' olombelona izany [1.1] | 
| Synonymes | 30 fitsakana | 
| Anagrammes | 31 fatsaky, 32 fatsika, 33 fitsaka, 34 tsifaka | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |