| Entrée (1/2) | 1 fitsakana | 
| Radical | 2 tsaka | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Filentehana, fitrobahan-java-maranitra miaraka amim-peo manokana: Toa hahatsiravina izany mandre ny fitsakan' ny antsy ao anaty nofon' olombelona izany [1.1] | 
| Synonymes | 5 fitsaka | 
| Entrée (2/2) | 6 fitsakana | 
| Radical | 7 tsaka | 
| Partie du discours | 8 nom | 
| Explications en malgache | 9   Fitàna rano amin' ny firobohana ao anaty rano: Raha marivo ny rano na tsy misy voay, ny fitsakana no haingana indrindra amin' ny fitana azy [1.1] | 
| Anagrammes | 10 afantsika, 11 fanatsika, 12 fanitsaka, 13 fitsakana | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |