| Entrée | 1 fitsapahana | 
| Radical | 2 tsapaka | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fidirana ao amin' ny zavatra iray tsy misy manohina: Tsy nampoiziny akory ity fitsapahany tao anaty vahoaka Fidirana, filentehana: Tsy hita mihitsy ny fitsapahan' itỳ zohy iỳ ao anaty tendrombohitra Fianjerana: Ny fitsapahan' ny omby tao anaty fotaka [1.1] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |