| Entrée | 1 fitsatohana | 
| Radical | 2 tsatoka | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fidirana sady filentehana ao anaty zavatra: Ny fitsatohan' ny antsy eo amin' ny tendan' ny omby Filentehana miraikitra tsy afa-mihetsika: Ny tsy fitsatohan' itỳ andry itỳ tsara no mampihozongozona azy Fijoroana tsy mihetsika na fijaridinana, fijanonana ela miandry: Sorena aoka izany aho tom in' ny fitsatohako teo amoron-dalana adiny iray maninjitra niandry anao [1.1] | 
| Anagrammes | 5 fitsatohana, 6 fitsotahana | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |