| Entrée | 1 fitsikarohana |
| Radical | 2 tsikaroka |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fihohazana, fihadianalavaka amin' ny tongotra aman-tanana: Ny fitsikarohan' ny akohonareo no nanimba ny tokotaninay Fanetsehana ny tongotra na ny tanana ao anaty rano: Loza izay fitsikarohany izay tamin' ny lomano fa tsy mbola nahazo voalohany ihany izy [1.1] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|