| Entrée | 1 fitsikiloana | 
| Radical | 2 tsikilo | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fanaovana ara-maso sy fihainohainoana izay rehetra ataon' ny olona iray, nefa tsy hitany; fitarafana, fizahana taratra: Raharaha sarotra ny fitsikiloana [1.1] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |