| Entrée | 1 fitsinjovana | 
| Radical | 2 tsinjo | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fitazanana lavitra, fitazanana avy ambony: Avy eny an-tampon' Ankaratra no fitsinjovana tsara indrindra an' Antananarivo Fitandremana, fiambenana: Nankinina tamin' Ikoto ny fitsinjovana ny vorona sao lasa Fikarakarana lavitra: Adidinao ny fitsinjovana ny zandrinao [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   the act of overlooking from afar care, supervision, regarder au loin (action de), surveillance (une), soins (des) [1.7] | 
| Explications en français | 6   L'action de regarder au loin, le lieu, la surveillance, les soins [1.3#780] 7 action de regarder au loin soins [1.8] | 
| Exemples | 8   ny lalàna mifehy ny asa, ny zo sendikaly, ny zo hitokona ary ny fitsinjovana ara-tsosialy;
[1.320#] 9 Misy kosa ny fantatra fa fitsinjovana ny filaminana amin' ny fiaraha-monina an-toby : tsy mahazo mikasika vehivavy. [2.472#] | 
| Tous les mots composés | 10 tahiry fitsinjovana ny vodiandro ho merika | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |