| Entrée | 1 fivantanana | 
| Radical | 2 vantana | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fandehanana manitsy avy hatrany: Nahazendana ahy ny fivantanan' ilay olona nankeo amiko, nefa tsy fantany velively aho Fandehanana tsy misy mitana: Ny fivantanan' ilay fiarakodia teo amin' ny fidinana no nahabe ny maty Fitenenana tsy misy fitsimbintsimbinana:Tsy azoazoko ny fivantonan' ny tenin-dRangahy iny Toerana faleha avy hatrany: Itỳ no trano fivantananay rehefa miakatra [1.1] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |