| Entrée | 1 fivitranana | 
| Radical | 2 vitrana | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fizairana lamba roa ambainy ho iray: Lamba mafy ity; eo amin' ny fivitranany angaha izy no mety ho rovitra Firindrana: Irina ny fivitranan' ny fihavananareo [1.1] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |