Entrée | fivondronam-pokontany | |
Mots élémentaires | fivondrona ; fokontany | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Fitambaran' ny firaisam-pokontany maromaro na vitsivitsy eo ambany fifehezan' ny lehiben' ny Fivondronam-pokontany ary ao anatin' ny Faritany [1.1] | |
Exemples | Manome tapakila naharaisana izany filazàna izany ny filohan' ny komity mpanatanteraka ao amin' ny Fivondronampokontany.
[2.114] | |
Synonymes | fivondronana | |
Mis à jour le 2023/12/08 |