| Entrée | 1 fizarana |
| Radical | 2 zara |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fitantanana: Fizarana lova Fitokotokoana: Fizaran' ny tafika ho antokony telo Fisampanana: Eto no fizaran' ny lalana roa: ny iray mianavaratra, ny iray mianatsimo [1.1] |
| Explications en anglais |
5 distribution; a part of something [1.7] |
| Explications en français |
6 action de partager; une division, un chapitre [1.8] 7 adaptation, familiarisation, entraînement; distribution, division, rubrique [1.13] |
| Exemples |
8 Misy fizarana firy io tantara io?
[2.314#]
9 indrindra ny fizarana ny tanimbary. [2.508#] 10 Hisy manko fizarana loka amin' io andro io. [2.356#] |
| Tous les mots composés | 11 12 combinaisons de ce mot |
| Anagrammes | 12 fanazary, 13 fizarana |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|