| Entrée | 1 fofosarita | 
| Partie du discours | 2 interjection [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 3   Ozona sy fihantsian-doza raha nanao velirano fahiny ka ny niaviany sy ny heviny dia angamba avy amin' ny hoe: "Raha mivadika izao velirano izao, aoka haelin' ny rivotra mifofofofo ary rita toy ny ranotrambo fohin' ny hainandro [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   a term of malediction [1.2] | 
| Explications en français | 5   Imprécation : péris de fond en comble!, que tes os soient éparpillés et sans sépulture! [1.3#178] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |