Entrée | 1 fokontany |
Partie du discours | 2 nom |
Mots élémentaires | 3 foko, tany |
Explications en malgache |
4 [1.78] fizaran-tany amin'ny kantao [Taisaka]
5 [1.1] Fizaran-tany kely indrindra ary sampana fototra amin' ny fitondrana itsinjaram-pahefana; ny mponina ao amin' ny fokontany no mitambatra ho fokonolona |
Explications en français |
6 [1.82] les gens du clan [Taisaka]
|
Exemples |
7 [2.606#] Mihamahazo vahana kosa eo anatrehan' izany ny Filohan' ny fokontany.
8 [4.27#] manokana vola isan-taona hoentina mampihodina ny fokontany rehetra ny Kaominina. |
Tous les mots composés |
|
Vocabulaire | 11 Politique |
Analogues | 12 faritany, fivondronana, firaisana |
Citations | 13 Textes citant fokontany |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |