|
|
|
|

Teny iditra1 jaky
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Volon-javatra mena dia mena, loko na sora-damba mangatrakatraka.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a bright red. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5rouge vif, pourpre. [1.8]
Renianarana 
Anarana iray reny 
Kamban-teny rehetra  103 Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  104 Ohabolana misy io teny io
Teny nalaina  105 Soratra misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  106 Ny Loko

Fivaditsoratra  107 jaky, 108 jika, 109 kajy, 110 kija

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09