| Entrée | 1 fozalahy atakalo fozavavy | 
| Mots élémentaires | 2 foza, 3 lahy, 4 atakalo, 5 vavy | 
| Partie du discours | 6 locution | 
| Explications en malgache | 7   fombam-pitenenana fandre amin' ny kabary am-panambadiana ilazana fa toy ny nifanakalo zanaka ny ray aman-dreny roa tonta ka ilay zazalahy tonga isan' ny fianakavian-drazazavavy, ary ilay zazavavy tonga isan' ny fianakavian-drazazalahy [1.1] | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |