|
|
|
|

Entrée (1/3)1  gaga
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Mihetsi-tsaina amam-panahy eo anoloan' ny zavatra tsy fahita andavanandro na tsy nampoizina, amin' ny lafiny tsara na ratsy: Gaga anao aho ~ Gaga ny nataonao aho na gaga amin' ny nataonao aho ~ Gaga aho raha sahy nanao izany Rakoto.
Explications en anglais  4  [1.2] amazed, astonished at. It governs an accusative case, as gaga anao aho, I am astonished at you. See ankona, kehaka, taitra, talanjona. [Jav. gaget, kayet, to startle.]
5  [1.7] astonished
Explications en français  6  [1.3] Etonné, stupéfait, en admiration, surpris: Gaga anao aho (Je vous admire) ~ Gaga ny nataonao aho (J'admire ce que vous avez fait) ~ Gaga aho raha sahynanao ratsy toy izany îzy (Je suis étonné qu'il ait osé se conduire aussi mal)
7  [1.8] étonné, ébahi
Exemples  8  [2.131] gaga aho raha tany Ambohimahagaga
ary talanjona raha tery Andohatanjona

9  [2.470] Toa gaga ihany koa izy, satria nanaronana sosoa maraina sy nasaina nihinana tao an-dakozia.
10  [2.471] Hoy izy gaga nijery ahy tsara.
Morphologie 
11  Simple :
12  Impératif :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés 
Synonymes  23  dagaga, dogaga, talanjona, tolagaga, tokaka, vaky vava, zendana, variana, sondriana, revo, renoka, kepoka, vakim-baratra, ilatsaham-baratra, gaina foana, kehana foana

Entrée (2/3)24  ga
Partie du discours  25  impératif de l'adjectif gaga [Liste complète]
Exemples  26  [1.3] Admirez, soyez étonné

Entrée (3/3)27  ga
Partie du discours  28  nom
Explications en malgache  29  [1.78] goaika [Bara]
Explications en anglais  30  [1.2] a provincial word for goaika [Mal. gagak.]
Tous les mots composés 
Vocabulaire  32  Zoologie: oiseaux
Synonymes  33  goaga, goaka, goaika, goake, goaky

Anagrammes  34 gaga, gagà

Mis à jour le 2025/09/13