| Entrée | 1 gama | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Fitambaran' ny feo miakatra na midina izay mifanao ambaratonga, fototra ahazoana ny feo rehetra hanaovana hira; misy valo izy ireo: do, re, mi, fa, sol, la, si (na ti), ary ny do ambony [1.1] | 
| Vocabulaire | 4 Musique: (en général) | 
| Autres orthographes | 5 gamatra | 
| Analogues | 6 do, re, mi, fa, sol, la, si | 
| Illustrations | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |