| Entrée (1/2) | 1 garabola | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Ny lakilasy misy ny mpianatra madinika vao mianatra abidy [1.1] 4 sehatra fibeazana fototra andraisana zaza vao miana-mandeha eo amin' ny fianarana: Vao tao amin' ny garabola io zaza io dia efa hita ny haranitan-tsainy [1.62#471] 5 sekoly fibeazana fototra ianaran' ireo zaza vao miana-mandeha eo amin' ny fianarana: Manampy betsaka ny fanabeazana ny fampitaovana an' ireny garabola ireny [1.62#471] | 
| Explications en français | 6   classe maternelle [1.5] | 
| Exemples | 7   Toraka izany ny mikasika ny fampianarana, manomboka amin’ny garabola ka hatrany amin’ny sampampianarana ambaratonga ambony
[4.27] 8 Sa amin' ny alalan' ny fiparitahan' ny sekoly tsy miankina tsy an' ny fiangonana, izay mirehareha fa manome fampianarana amin' ny teny frantsay tanteraka manomboka amin' ny kilasy garabola ka hatramin' ny kilasy famaranana? [4.27] | 
| Vocabulaire | 9 Education | 
| Analogues | 10 tongavola, rosovola, kingavola, haivola | 
| Entrée (2/2) | 11 Garabola | 
| Mots élémentaires | 12 garabola | 
| Partie du discours | 13 nom propre (titre de livre) [Liste complète] | 
| Vocabulaire | 14 Education | 
| Auteur | 15  FOFAFIPE | 
| Editions | 1992, 2000. Hauteur: 24cm. Largeur: 18cm. Pages: 96. | 
| Anagrammes | 17 Garabola, garabola, 18 Gorabala | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |