Entrée | 1 gehina |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Radical | 3 geka |
Explications en malgache |
4 [1.1] Terena, fehezina: Nogehiny tamin' ny hetra ny valahany ~ Geho tsara ireto entana ireto tsy hivaha Giazana, tsy avala hivoaka: Geho ao an-trano ireto ankizy ireto Terena hiasa: Nanao tiatia kilalao izay aho ka nogehin' i Dada roba hianatra |
Explications en anglais |
5 [1.2] to be tied, to be bound, to be confined, to be forced, to be constrained |
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Autres orthographes | 12 gaihina |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |