Entrée (1/2) | 1 goaika |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Vorona lehibebe salasalany, mainty ny volony, fa eo amin' ny tendany no misy fotsy mihodidina toa fehivozona; vorona mihinana nofom-biby ny goaika ary malaza ho mpihinana ny voanjon' olona maniry koa. |
Explications en anglais |
4 [1.2] a crow. Corvus scapulatus, Dand. Gaga, goaga, goaka, goake, goaky are used in the provinces. 5 [1.7] a crow |
Explications en français |
6 [2.415, 1.54, 1.8] corbeau |
Exemples |
7 [2.643#] Fambara loza ve ity goaika tokana ity?
8 [2.293#] ary Ikotofetsy nitondra goaika tao anaty harona; |
Tous les mots composés |
|
Vocabulaire | 18 Zoologie: oiseaux |
Synonymes | 19 gaga, goaga, goaka, goake, goaky |
Proverbes | 20 Proverbes contenant le mot goaika |
Article | 21 Randzavola: goaika ao amin' ny Baiboly |
Illustrations |
|
Entrée (2/2) | 22 goaika |
Partie du discours | 23 adjectif |
Explications en français |
24 [2.415] Se disait des choses semblables |
Anagrammes | 25 agioka, 26 goaika |
Mis à jour le 2025/09/13 |
![]() |