| Entrée | 1 gonehina | 
| Partie du discours | 2 verbe passif | 
| Explications en malgache | 3   Zaza mohaky ny fampihantana azy [2.643#210] | 
| Exemples | 4   Ary noho ny fahasahiranan' Ineny dia noraisin' Idadabe sy Inenibe, ray aman-drenin' Ineny ho taiza-keliny aho, tsy mba nataony zaza gonehina, na tahaka irony ankizy raikitro am-pitenenana hoe: "taizan' antitra ka vitan' ny tonom-bomanga.
[2.643#6] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |