| Entrée | 1 granita | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   vato vandana mainty [1.13] | 
| Explications en français | 4   granit [1.13] | 
| Exemples | 5   Ny fanambanin' ny havoana dia vatolampy granita vaky.
[2.649#] 6 kraomita any Andriamena, manjarano any amin' ny morontsiraka Atsinanana sy manodidina an' i Moramanga, marbra sy granita any Ambatofinandrahana, tsy tenenina ny toerana fitrandraham-bato maro manakaiky ny renivohitra amina fepetra heverin' ny maro fa mampisalasala. [4.27#] | 
| Vocabulaire | 7 Géologie | 
| Synonymes | 8 vatomainty, vatorano | 
| Analogues | 9 granitika | 
| Anagrammes | 10 angitra, 11 granita, 12 tangary | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |