| Entrée | 1 hadinoina | 
| Radical | 2 hadino | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Atao izay tsy hahatsiarovana: Hadinoy ny heloko taminao / Aza hadinoina ny hafatro (diso ka tsy tokony hatao ny hoe: Aza hadino ny hafatro) [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to be forgotten, to be neglected. [1.2] 6 to be forgotten [1.7] | 
| Explications en français | 7   Ce qu’on oublie [1.3#202] 8 qu'on oublie [1.8] | 
| Exemples | 9   Tsy azo hadinoina ihany koa izany.
[1.369#] 10 Saingy aza hadinoina ny mba milaza amiko izay ho fofony! [2.529#] 11 Ny havana aza hadinoina, toy ny kitapo nahafahana entana. [2.69#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Proverbes | 16 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 17 hadinoina, 18 ihodinana | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |