|
|
|
|

Entrée1  hady fetsy
Mots élémentaires  2  hady, 3  fetsy
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  hady tsy mba lehibe, fa fisakanana ny biby tsy hiampita any ivelan' ny vohitra
hady ahazoana mivoaka sy miditra izay tsy fantatry ny vahiny [1.1]
Explications en anglais  6  [hadi-fetsy] A small trench [1.2]

Mis à jour le 2025/09/12