| Entrée | 1 haitraitra | 
| Radical | 2 haitra | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Toetra na fihetsika atao noho ny fiangolangolana, fitadiavana hamalifaly, fanaovana ny sitrapon' ny tena, fa tsy noho ny antony iray mafonja akory: Haitraitra ihany no nanaovany izany fa tsy misy antony [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   self-willedness, forwardness, waywardness, whim, fancifulness. [1.2] 6 whim, fancy [1.7] | 
| Explications en français | 7   bizarrerie, fantaisie, caprice, humeur difficile [1.3] 8 caprice, bizarrerie [1.8] | 
| Exemples | 9   Teraka teo anivon' ny Betsimisaraka aho, ka mahalala fa tsy haitraitra na halamoana no tsy mba itondrany akanjo lamba.
[2.471] 10 Rahona be haitraitra! [2.5] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 21 be haitraitra | 
| Synonymes | 22 angetsangetsana, filatro | 
| Analogues | 23 aingitraingitra, angotingoty, angesongeso, hantahanta, hanta ratsy, tsingolavaitra, sarin-ditra, angentsangentsana, angolangola, siasia, sitrapo, arana, lalampo, vaibaitra, sotro rano antanam-bazo | 
| Proverbes | 24 Proverbes contenant ce mot | 
| Citations | 25 Textes citant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |