| Entrée | 1 halalahina | 
| Radical | 2 lalaka | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Itarina ny sakany, ny velarany: Nohalalahina ny lalana mankany Ambatolaona Halehibiazina: Halalaho ny tranonao famitombo isan-taona ireto ny ankizy Atao be elanelany: Halalaho ireo dabilio ireo fa tsy misy handehanana Ketrahina, atao malefadefaka: Tsy azo halalahina ny lalàna [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to be made roomy, to be widened [1.2] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |