| Entrée | 1 halehibeazana | 
| Radical | 2 lehibe | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   hangeza: Tsy ny halehibeazanao akory no atahorako anao toetran' ny zavatra lehibe, bevava: Novelabelariny tamin' ny valandresaka ny halehibeazan' ny adidin' ny ray aman-dreny fahanterana, habetsahan' ny taona niainana: Tsy mivoaboaka intsony izy noho ny halehibeazany [1.1#406] | 
| Exemples | 5   eo an-tànanao ny hery amam-pahefana, ary ny tànanao no manome ny halehibeazana amam-pahamafisana ny zavatra rehetra.
[2.996#13.029.012] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |  |