| Entrée (1/4) | 1 halotra | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Fakana zavatra amin' ny tanana ao anaty lavaka. [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   [1.2] | 
| Explications en français | 5   action de pêcher avec la main du poisson, des écrevisses dans des trous figuré: arracher un secret [1.3] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 18 halo-poza | 
| Entrée (2/4) | 19 halotra | 
| Partie du discours | 20 nom | 
| Explications en malgache | 21   Baiko miaramila fampijanona raha eny am-pandehanana [1.1] | 
| Exemples | 22   Dia naniraka tany amin' andriamanitra izy ireo mba hanontany, ka hoy, hono, andriamanitra: "Samia halotra amin' izay alehany avy"
[2.69#195] | 
| Vocabulaire | 23 Militaire | 
| Entrée (3/4) | 24 halotra | 
| Partie du discours | 25 nom | 
| Explications en malgache | 26   aloka [Tambahoaka]
 [1.78] | 
| Entrée (4/4) | 27 halôtra | 
| Partie du discours | 28 nom | 
| Explications en malgache | 29   moron-dranomasina [Tambahoaka]
 [1.78] | 
| Anagrammes | 30 halotra, halôtra, 31 holatra | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |